Cnaps-Tahirimbolam-panjakana : fiofanana tany Ambatondrazaka Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 Divers, Economie, News Mada Nikarakara fiofanana tany amin’ny distrikan’Ambatondrazaka ny Tahirim- pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) sy ny Tahirimbolam-panjakana, ny herinandro lasa teo. Nahatratra 120 ny mpiofana avy ...
Foot – Fifa : 11 pour la sante La couverture des 22 régions à l’horizon Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Sports La moisson a été bonne pour le projet Fifa 11 pour la santé depuis la signature du protocole d’accord il y a quatre ans de cela, sous l’initiative du docteur Désiré Rakotoarimino. Selon les explications de la F...
Naga Europe 2016 : Bushido Académie 65 brille de mille feux Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Sports Nombreuses sont les figures de proue malgaches d’arts martiaux mixtes ou/et combats libres qui font parler d’elles sur la scène internationale. Outre la guerrière de renom Iony Razafiarison en MMA, les frères R...
Basikety – CCCOI 2016 : hisolo tena ny «Zone 7» i Madagasikara Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Sports Ekipa malagasy dia ny MB2 All eo amin’ny vehivavy ary ny Ascut ho an’ny lehilahy, no hisolo tena ny faritra fahafito «Zone 7», amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja basikety 2017. ireo no nivoaka...
Rugby Analamanga : misy fanahiana fampiasam-bola amin’ny fifidianana Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Sports Mampametra-panontaniana ihany ny zava-misy eo amin’ny tontolon’ny baolina lavalava eto Analamanga, amin’izao fotoana izao. Mandeha ny resaka fa toa misy fampiasam-bolabe ataon’ireo kandidà. «Izay kandid...
Rabekijana Félix : « Tsy misoratra amin’ny fifidianana ny vehivavy any atsimo » Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Politique « Misy olana ngezabe ny vehivavy any amin’ny tapany atsimon’i Madagasikara: tsy misoratra amin’ny lisi-pifidianana, satria misy ny fomban-teny hoe tsy entim-behivavy ny fanjakana. » Io ny fanazavan’ny filoha n...
Andro antoandrobe, tetsy 67 ha… : taksibe sprinter-n’Ivato nivadika, nandratra olona Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 Divers, News Mada, Société Olona dimy no naratra, taxi roa no voadona sy potika, hatramin’ny sarety koa aza. Ireo no vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga tetsy 67 ha, omaly antoandro, noho ny nafitsok’ity taksibe sprinter-n’Ivato, vo...
Ceni-Hery Rakotomanana : « Notre fichier électoral est défaillant » Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 News Mada, Politique L’établissement de la liste électorale a toujours constitué un casse-tête permanent pour les organes en charge des préparatifs des élections. C’est aussi un enjeu majeur pour les candidats. Faire en sorte qu...
Toamasina : teratany frantsay tratra nanao horonantsary mamoafady Vaovao Madagasikara novembre 15, 2016 A la une, News Mada, Société Voasambotry ny polisy Judiciaire ao Toamasina ny teratany frantsay, 44 taona tratra nivarotra tovovavy malagasy hanaovana horonantsary mamoafady tao Ambohijafy Toamasina, ny herinandro teo. Natolotra ny fampano...